Teny iditra | 1 tompom-paty |
Singan-teny | 2 tompo, 3 faty |
Sokajin-teny | 4 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ny fianakaviana na ny havana akaiky amin' ilay maty [1.1] |
Tovy hevitra | 6 tompon' alahelo, tompo-manjò |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |