Teny iditra tompon' andraikitra
Singan-teny tompo ; andraikitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Responsable [1.13]
Ohatra 
1Nanakoako ery ny fanenon'ny anjombona tandrok'omby notsofin'ny ray aman-dreny tompon'andraikitra [2.470]
2Ny fomba hampiasaina amin'izany, manana tahiry betsaka ireo tompon'andraikitra Frantsay sy ny menakeliny [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08