|
|
|
|

Teny iditra1  tompon-kenatra
Singan-teny  2  tompo, henatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny tompon' andraikitra tsy nahalavorary ny adidiny ka iharan' ny fahafaham-baraka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a person who is bound to see that all things requisite are done; one who will have to bear the blame.
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny tompon-kenatra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31