|
|
|
|

Teny iditra1  tompon' ny laka
Singan-teny  2  tompo, laka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to win acceptance; to arrive in a favorable situation
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qui est accepté; qui se trouve en bonne position
Tovy hevitra  7  mahazo laka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18