Teny iditra (1/2) | 1 tompon-tany |
Singan-teny | 2 tompo, tany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany |
Teny iditra (2/2) | 5 tompontany |
Singan-teny | 6 tompo, tany |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo |
Voambolana |
9 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fivaditsoratra | 10 piantontom, tompon-tany, tompontany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |