|
|
|
|

Teny iditra1  tompon-trano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny
Ohatra  4  [2.356#] Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano.
5  [2.472#] Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano.
Singan-teny  6  tompo, trano
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tompon-trano io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07