Teny iditra tonaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tonaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [Rajemisa 1985]

Teny iditra toka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tonaka
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsileo] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Pelargonium madagascariense

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31