Teny iditra | tonàna | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Midonanaka, mipetrapetra-poana ary adaladala tsy ampiampy saina [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | toñàña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | [Betsileo] (prononcé tognagne). Nom donné aux Patates douces, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) , poussant avec trop de vigueur sans donner de tubercules (généralement dans les sols trop riches en azote et pas assez riches en acide phosphorique). On donne aussi ce nom à diverses Ipomoea (Convolvulaceae) sauvages ne produisant pas de tubercule. [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Ipomoea batatas | |
Tsipelina hafa | tanàmaka [Boiteau 1997] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |