Teny iditra tona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Midonanaka, mipetrapetra-poana ary adaladala tsy ampiampy saina
Mitovy hevitra: manohon-tanana [1.1]

Teny iditra toñàña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (prononcé tognagne). Nom donné aux Patates douces, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) , poussant avec trop de vigueur sans donner de tubercules (généralement dans les sols trop riches en azote et pas assez riches en acide phosphorique). On donne aussi ce nom à diverses Ipomoea (Convolvulaceae) sauvages ne produisant pas de tubercule. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea batatas
Voambolana 
Tovy hevitra tanàmaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/09