Teny iditra tonda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tanimboly [Rakotosaona 1972]
  [Bara] tany malalaka azo volena, tanimboly [Rakotosaona 1972]
  [Mahafaly] tany fambolena haninkotrana, baiboho [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tonda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] ambanivohitra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06