Teny iditra | 1 tondrozotra |
Singan-teny | 2 tondro, zotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 directive [1.13] |
Ohatra |
5 Ao anatin' ny tondrozotra mahakasika ny fampihavanam-pirenena, dia atsangana ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy; [1.320#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30 |