Teny iditra tonery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28