Teny iditra | 1 tonery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#724] paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 nietro, noreti, oretin, tonery |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |