Teny iditra | 1 tonga nany |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny vovo feno hazandrano hatrany amin' ny vavany olona mpanankarena, tremalahy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#2251] le riche est comme un panier de pêche plein de poissons jusqu' au goulot : il est plein de provisions |
Singan-teny | 5 tonga, nany |
Fivaditsoratra | 6 natangony, notangina, tonga nany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |