Teny iditra tongavy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] anihina, iakarana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tongavy (tonga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao tongavina [fitanisana]
Ohatra Tongavy ariary folo re! [Rajemisa 1985]

2013/07/22