Teny iditra tongo-balady
Singan-teny tongotra ; balady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tongo-malady na olona faingam-pandeha (teny fahita amin' ny angano); tongotry ny bonia amin' ny angano, izay faingam-pandeha izaitsizy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24