Teny iditra tongony (tongotra)
Sokajin-teny anarana tongotra sy mpisolo
Famaritana anglisy his foot, her foot, their feet [3.1]
Famaritana frantsay son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1]
Ohatra 
1Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony [Andraina: Mitaraina]
2Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [Rajohanesa: Kintana]
3Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [Andriamalala: Ranomasina]
4Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Teny iditra tongony
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [SLP 1986]
Famaritana frantsay béquille [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2011/05/12