Teny iditra tonom-bilany
Singan-teny tono ; vilany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fandrahoana ny fadinkena avy amin' ny omby nisaorana, ka niarahan' ny mpanjaka nihinana tamin' ny fianakaviany tamin' ny andro fandroana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21