|
|
|
|

Teny iditra1  tonom-bilany
Singan-teny  2  tono, vilany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny fandrahoana ny fadinkena avy amin' ny omby nisaorana, ka niarahan' ny mpanjaka nihinana tamin' ny fianakaviany tamin' ny andro fandroana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07