Teny iditra | 1 tonon-taona |
Singan-teny | 2 tonona, taona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena 5 [1.13][tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5] saison 7 [1.13][tonontaona] saison |
Voambolana |
8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 9 vanin-taona |
Fivaditsoratra | 10 natontonao, notontanao, tonon-taona, tontonanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |