Teny iditra tonon-taona
Singan-teny tonona ; taona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
 [ tonontaona ] Vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Saison [1.5]
 [ tonontaona ] Saison [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra vanin-taona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18