Teny iditra tonotono (tono)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tonotono io zaza io
¶ Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Teny iditra toñotoño
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] toetra [Rakotosaona 1972]

2012/09/20