Teny iditra (1/2) | 1 tonotono |
Fototeny | 2 tono |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tonotono io zaza io Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny tonotono io |
Teny iditra (2/2) | 6 toñotoño |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Tambahoaka]
toetra |
Fivaditsoratra | 9 tonotono, toñotoño |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |