|
|
|
|

Teny iditra1  tontafana
Fototeny  2  tonta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zerana: Notontafany vato aho
Velezina: Tontafy kanonta io alika io
Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  tontana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07