Teny iditra | 1 tontolo iainana |
Singan-teny | 2 tontolo, iainana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.62] fifandraisan' ny zavamananaina na tsy manana aina amin' ny olombelona miaina ao anivony, ka mety manasoa na manaratsy ny fiainan' izany olombelona izany eo amin' ny lafiny rehetra maha olona |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |