Teny iditra tora-bintsy (toraka, vintsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny lavaka eny antenatena hazo ataon' ny vintsy ho akaniny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay trou souterrain où le martin-pêcheur fait son nid
¶ galerie souterraine [Abinal 1888]

2012/09/20