Teny iditra toranina (torana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary: notoranina izy tamin' ny nandidiana azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : toranina, toraniko, toraninao, toraniny, toranintsika, toraninay, toraninareo, toranin', toranin-, toranim-, torani-
Ny lasa : notoranina, notoraniko, notoraninao, notoraniny, notoranintsika, notoraninay, notoraninareo, notoranin', notoranin-, notoranim-, notorani-
Ny hoavy : hotoranina, hotoraniko, hotoraninao, hotoraniny, hotoranintsika, hotoraninay, hotoraninareo, hotoranin', hotoranin-, hotoranim-, hotorani-
Filaza mandidy : torano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20