Teny iditra | 1 torapasika |
Singan-teny | 2 toraka, fasika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] toerana malalaka voarakotra fasika hatrany, toerana feno fasika eny amoron-drano 5 [1.13] toerana mitomandavana rakotra fasika eny amoron-drano |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5] plage 7 [1.13] banc de sable |
Voambolana |
8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 9 Haibolantany |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 15 aporitsaka, torapasika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |