Teny iditra | torapasika | |||||
Singan-teny | toraka ; fasika | |||||
Sokajin-teny | anarana | |||||
Fanazavàna teny malagasy | Toerana malalaka voarakotra fasika hatrany, toerana feno fasika eny amoron-drano [1.1] | |||||
Toerana mitomandavana rakotra fasika eny amoron-drano [1.13] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plage [1.5] | |||||
Banc de sable [1.13] | ||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) ~ Haibolantany | |||||
Sary | ||||||
Fivaditsoratra | aporitsaka, torapasika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |