|
|
|
|

Teny iditra1  tora-peta
Singan-teny  2  toraka, feta
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] trano atao amin' ny hazo norarina, ka feta atoraka no andalorana ny atiny sy ivelany

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19