Teny iditra toraraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mipetrapetrapoana tsy manao na inona na inona, varimbariam-poana
Mitovy hevitra: torevaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra toraraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Sihanaka, Tsimihety] (déformation de toreraka ). Solanum melongena L. (Solanaceae), surtout les formes spontanées à petits fruits. On sait que la forme cultivée, appelée aubergine est un légume apprécié. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum melongena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31