Teny iditra tora-tsavatsava (toraka, tsavatsava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy araka izay fitopin' ny maso manavatsava azy no amantarana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay coup lancé au hasard comme en tirant dans les broussailles [Abinal 1888]

2012/09/20