Teny iditra torebina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: treble.
Teny mitovy hevitra torebiny

2009/04/28