Teny iditra (1/3) | 1 torina |
Fototeny | 2 tory |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ampangaina amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 torina |
Fototeny | 10 tory |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Lazaina sy voasana: Hotorina eran' izao tontolo izao ity Evanjely ity [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 to be preached, to be proclaimed; to be accused [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 qu'on proclame, qu'on prêche; qu'on dénonce [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 torina |
Fototeny | 20 tory |
Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity 23 Didiana atao didy vaventy: Torio io omby io 24 Avahana amin' ny tory na soritra: Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
25 to be made into strips (of rafia and rushes) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 qu'on fendille (se dit du raphia et des roseaux) [1.8] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 31 onitra, ranito, torina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |