|
|
|
|

Teny iditra1  toroantsika > toroana
Fototeny  2  toro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny olona ilazana hevitra, zavatra; ampianarina: Olona tsy azo toroana hevitra Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  anorato, anorota, anotora, naotrao, orotana, rotanao, tanorao, toroana