Teny iditra toron > torona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fahazoana alalana, tombony [Rakotosaona 1975]

Teny iditra toron > toro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra toron > tôro
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava-Mayotte] sommeil [Andilidine: Lexique (takila T)]
Teny mitovy hevitra tôromaso

Teny iditra toron > toro
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] maty: Toro izy [Rakotosaona 1975]
 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [Rajemisa 1985]

toron   
fehim-poly
toron [SLP 1986]
gelan-kasy
toron [SLP 1986]
olana
entortillement; toron dans une corde; problème, difficulté [Hallanger 1974]