Teny iditra torosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasan' ny mpandrafitra hanatsipihany ny hazo hotsofana na hovankonina mba hitovy halehibe hatrany manaraka ny lavany
Halehibe, lenta: Mitovy torosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A carpenter's gauge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Trusquin [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: trusquin.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31