Teny iditra tory masiaka
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy torimaso tapatapaka fa misy mpanaitaitra, hany ka milondolondo te hatory ny maso na dia efa mifoha aza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31