Teny iditra | 1 totofana |
Fototeny | 2 tototra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totofy ity hady ity |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 totorana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny totofana io |
Fivaditsoratra | 12 tafotona, totofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |