|
|
|
|

Teny iditra1  totoina
Fototeny  2  toto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo
Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity!
Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny totoina io

Fivaditsoratra  11  atotony, itotoan, nitotoa, taon' ito, totoina, totonay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21