|
|
|
|

Teny iditra1  totorebika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a dance of joy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] danse de joie
Ohatra  6  [2.270#] Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada.
7  [2.436#] Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako.
Singan-teny  8  toto, rebika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07