|
|
|
|

Teny iditra1  totorebika
Singan-teny  2  toto, rebika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a dance of joy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] danse de joie
Ohatra  7  Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. [2.270#]
8  Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07