|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  totozy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Biby mitovy bika aman' endrika amin' ny voalavo fa kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a mouse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 souris [1.54, 1.8]
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  9 Randzavola: totozy ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 10  totozy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Vy kely lavalava ihorongoronan' ny kofehy ampiasaina amin' ny milina fanjairana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07