Teny iditra |
tovo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | [Tambahoaka]
olona tsy manambady [Rakotosaona 1975]
|
| Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | unmarried [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | célibataire [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
tovo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
tovo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
hasoa, hatsaran-tarehy
[Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
tovo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Betsileo]
Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères
¶ [Merina]
(racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc. ¶ [Merina]
En composition, forme l'adjectif tokantovo
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|