Teny iditra tovo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Olona tsy manambady [1.78]
 Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Unmarried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Célibataire [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra tovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [1.1]
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Teny iditra tovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] hasoa, hatsaran-tarehy [1.78]

Teny iditra tovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères
[Merina] (racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc.
[Merina] En composition, forme l'adjectif  tokantovo [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14