Teny iditra tovotsandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy miala amin' ny ankibe ka miafara amin' ny vavahelika: Ny halavan' ny tovotsandry dia mitovy amin' ny telon-jehy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31