Teny iditra toy izany (toy, izany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana anglisy like that, thus [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay comme cela [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Tonga toy izany izy indray andro [Andraina: Mitaraina]
2Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay [Andriamalala: Ranomasina]
3Toy izany koa ianao, toy izany koa itompoko-lahy Dada [Rakotonandrasana: Tantsaha]
4Sambatra ny ray aman-dreniny manana zazalahy toy izany [Rajohanesa: Kintana]
5Iza no nananatra any ialahy, no hendry toy izany ialahy? [Rabezandrina: Ikotofetsy]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31