|
|
|
|

Teny iditra1  toy izany
Singan-teny  2  toy, izany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] like that, thus
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] comme cela
Ohatra  6  Tonga toy izany izy indray andro [2.472]
7  Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay [2.471]
8  toy izany koa ianao, toy izany koa itompoko-lahy Dada [2.470]
9  Sambatra ny ray aman-dreniny manana zazalahy toy izany [2.324]
10  Iza no nananatra any ialahy, no hendry toy izany ialahy? [2.293]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07