Teny iditra toy izao
Singan-teny toy ; izao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sahala amin' izao [1.1]
Ohatra 
1Toy izao no nahatonga izany. [2.470]
2Toy izao no fampiasa azy. [2.117]
3Nefa tsy maika sy dodona toy izao. [2.643]
4Satriko ho toy izao mandrakizay isika! [2.944]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08