|
|
|
|

Teny iditra1  tra-danosina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza rano izay mety ho tratra amin' ny filomanosana raha hiampitana
Singan-teny  4  tratra, lanosina

Fivaditsoratra  5  androtsiana, tra-danosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21